Teny iditra bolaky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampakarana zavatra hiainga, ka toy izao ny toetoetran' ny fiasany: misy mahazaka mihodidina vy boribory lavalava, izay mirotsaka an-daniny roa avy ny tendrony anankiroa, ka raha sintonina ny laniny iray dia miakatra kosa ny zavatra atao eo amin' ilay laniny faharoa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A pulley [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Palan, poulie [1.8]
Ny fihaviany Anglisy: block and tackle.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31