|
|
|
|

Teny iditra1  bolaky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fampakarana zavatra hiainga, ka toy izao ny toetoetran' ny fiasany: misy mahazaka mihodidina vy boribory lavalava, izay mirotsaka an-daniny roa avy ny tendrony anankiroa, ka raha sintonina ny laniny iray dia miakatra kosa ny zavatra atao eo amin' ilay laniny faharoa
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a pulley
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] palan, poulie

Fivaditsoratra  6  bakoly, baliko, biloka, bokaly, bolaky, bolika, kalibo, kibola, kobila

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21