|
|
|
|

Teny iditra1  bolangina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vaventy sady salama, dongadonga matavy: Tovolahy bolangina no hitan' ny masoko niditra ny varavarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] plump, chubby, fat, sleek, well-conditioned. Used mostly of children. See dongadonga.
Sampanteny 
5  Anarana :
6  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  7  balangony, bolangany, bolangina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02