|
|
|
|

Teny iditra1  bolantany
Singan-teny  2  bola, tany
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1][bolan-tany] anarana omena itỳ tany onenantsika itỳ amin' ny maha-planeta azy, iray amin' ireo sivy mihodidina ny masoandro; miendrika bola somary fisaka eo amin' ny tendrony roa ny bikany, ka mirefy 6.378.388 m, ny tanany mankany amin' ny ekoatera, ary 6.366.912 m. ny mankany amin' ny tendron-tany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] sphère terrestre, globe terrestre
Voambolana  6  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07