Teny iditra | 1 bolantany |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [bolan-tany] anarana omena itỳ tany onenantsika itỳ amin' ny maha-planeta azy, iray amin' ireo sivy mihodidina ny masoandro; miendrika bola somary fisaka eo amin' ny tendrony roa ny bikany, ka mirefy 6.378.388 m, ny tanany mankany amin' ny ekoatera, ary 6.366.912 m. ny mankany amin' ny tendron-tany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] sphère terrestre, globe terrestre |
Voambolana |
5 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Singan-teny | 6 bola, tany |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/30 |
![]() |