Teny iditra bolidy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fialana, fandosirana tsy hanao adidy; fiporitsahana, fihatahana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy concealment, concealing one's self so as to avoid paying a debt, skulking about. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay action de s'esquiver, de faire l'école buissonnière [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra bolidilidy

Teny iditra bolidy
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tanosy] Un des nombreux noms de la patate douce, Ipomoea batatas (Lam.) Poir.(Convolvulaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Ipomoea batatas

Nohavaozina tamin' ny 2020/02/04