Teny iditra | bolila | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fibolisarana kely, fikororosiana amin' ny tany malama, saingy kelikely ihany Filefana, fiporitsahana [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | An evasion, a stumble, a slip [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Glissage, écart [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tsipelina hafa | bolaly | ||||||||||||
Fivaditsoratra | bolaly, bolila, lalo-by |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |