|
|
|
|

Teny iditra1  bolila
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fibolisarana kely, fikororosiana amin' ny tany malama, saingy kelikely ihany
4  filefana, fiporitsahana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  an evasion, a stumble, a slip [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  glissage, écart [1.3]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
Tsipelina hafa  11  bolaly
Mpanahaka  12  1.1=bolaly=bolasitra=bolisatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31