Teny iditra (1/2) | 1 boloky |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Anaram-borona mitovy amin' ny boaiza, fa lehibe, izay afa-mianatra ny fitenin' ny olona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a parrot; the generic name for the two species, Coracopsis nigra, L., and C vaza, Shaw. [1.2] 5 the blue-grey Malagasy parrot [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 perroquet [1.54] 7 le perroquet malagasy [1.8] |
Voambolana |
8 Haibiby: vorona |
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/2) | 11 boloky |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 Gadra famaizana ny olon-dratsy fahizay, izay natao amin' ny vozona sy ny tanana ary ny tongotra koa aza mba tsy hahafahany mihetsi-mahery [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
14 stocks, instruments of punishment, irons worn by criminals [1.2] |
Voambolana |
15 Lalàna |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |