|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  boloky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Anaram-borona mitovy amin' ny boaiza, fa lehibe, izay afa-mianatra ny fitenin' ny olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a parrot; the generic name for the two species, Coracopsis nigra, L., and C vaza, Shaw. [1.2]
5  the blue-grey Malagasy parrot [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  perroquet [1.54]
7  le perroquet malagasy [1.8]
Voambolana  8  Haibiby: vorona
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny boloky io

Teny iditra (2/2)12  boloky
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  Gadra famaizana ny olon-dratsy fahizay, izay natao amin' ny vozona sy ny tanana ary ny tongotra koa aza mba tsy hahafahany mihetsi-mahery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15  stocks, instruments of punishment, irons worn by criminals [1.2]
Voambolana  16  Lalàna

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31