Teny iditra boñaky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] landihazo na volomborona na landy voatsikera ka mibohaka [Rakotosaona 1972]

Teny iditra bonaky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] fibontsinana [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] état de ce qui est gonflé [Deschamps 1936]

2010/05/06