Teny iditra | boñaky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Landihazo na volomborona na landy voatsikera ka mibohaka [1.78] | |
Teny iditra | bonaky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Fibontsinana [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] état de ce qui est gonflé [1.82] | |
Fivaditsoratra | boñaky, bonika, kabino, kobany |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |