Teny iditra bonara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Mosavy: misy bonara [1.78]

Teny iditra bonara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Karazan-kazo fanao alokaloka sy aro-rivotra amin'ny voly kafe, [1.78]
 Karazan-kazo an' ala maniry indrindra any amin' ny tanin' ny Sakalava izay mampiasa ny hodiny amin' ny fanaovana tombokavatsa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A tree which supplies a remedy for syphilitic tumours. Albizia lebbeck, Bth. The Sakalava use the bark in tatooing, and the scent of the flower is said to produce malarial fever. [French bois noir] [1.2]
  Albizia
Cassia [2.515]
Fanazavàna teny frantsay Bois-noir. Albizia lebbeck, Benth. [1.3]
  [Tankarana] Espèce d'arbre, bois noir. [1.19]
  [Betsimisaraka, Sakalava, Tsimihety] (du français « bois noir ») Albizia lebbeck Benth. (Fabaceae). [1.196]
Anarana siantifika Albizia lebbeck
Voambolana 
Tovy hevitra baonara
Mpanahaka  Albizia ~ Cassia
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31