Teny iditra bonibony
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretina mamorofotra madinika mpamely ny zaza; ny bonibony dia manomboka amin' ny fanaviana maivamaivana sy aretin' andoha ary aretin-tenda kely, dia miseho amin' izay ny mamorofotra rehefa afaka indray na indroa andro; indraindray anefa, mety tsy hiseho ny bonibony, atao hoe milentika izy amin' izay, ka ratsiratsy kokoa aza izy amin' izay noho ny raha miseho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Puffiness, unnatural swellings, protuberances; measles. See bonabona [1.2]
Fanazavàna teny frantsay (prononcé quelquefois bonobono) rougeole [1.3]
  [Tankarana] Sorte de rougeole. See rofotra [1.19]
 Rubéole [1.54]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra bonobono

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/11