Teny iditra | bonory (bory) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voabory, borina na boriana: Tsy nobonoriny tsara ny rambon' itỳ alika itỳ ka hafahafa [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Passive with infix [1.2] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voabory | ||||||
Fivaditsoratra | bonory, borony |
Nohavaozina tamin' ny 2021/12/07 |