Teny iditra bontanaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Biby maintimainty toy ny fandaibe, sady volovoloina ihany koa saingy tsy mba mandratra ny lainy; mipetaka mivangongo mitambatra ranoray eny amin' ny vatan-kazo loaka no mazàna ahitana azy [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/02/23