Teny iditra | 1 bontolo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vaventy makadiry ary iray tsy mivaky: Kanety bontolo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] clumsy, lumpy, large, awkward, stubborn, or inelegant |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] sans division, entier |
Ohatra |
6 miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471] 7 ny fanamelohana bontolo ahy, ny fametavetana imason' olona ny reniko sy ny anabaviko, ny famonoana tsy misy tsy misy fitsitsiana ahy, ny fandatsana sy fikororohana ny fianakaviako. [2.472] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/19 |