|
|
|
|

Teny iditra1  borabora
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ratsy fehy, malemy fatotra: Boraborany fehin' ny entana fa ataovy mafimafy aloha vao mandeha
Vaventy fa malemy: Zazalahy borabora / Naivo vaventy fa kely aina
Mihanja vatana, na ratsy fitafy: Borabora fitafy lava izao iny olona iny
Malai-mihetsika, mitavozavoza: Olona borabora amin' izay rehetra ataony Rakoto
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] slack, loosely tied; inert, not firm, flabby. See rebareba, rerarera
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  10  borabora, robaroba

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21