|
|
|
|

Teny iditra1  boraingina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingina: na tiana na tsy tiana, na mety na tsy mety, tsy maintsy atao.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] despotique, arbitraire, injuste
Kamban-teny rehetra 
Tsipelina hafa  6  boraingona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12