Teny iditra | 1 borataka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ngeza sy vaventy vahana ary matavy; makadiry sady botrefana na botabota |
Fivaditsoratra | 4 atrabako, atrobaka, borataka, korataba, rako-bata |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |