|
|
|
|

Teny iditra1  borizano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [frantsay bourgeois] anarana niantsoana taloha ny olona sivilina tsy miaramila
ankehitriny, ny mpitondra posy sy filanjana ary ny mpitaona entana no lazaina amin' io teny io
4  [1.10] tany am-bolahohany, ny nataon' ny Malagasy hoe borozano dia ny lehlahy rehetra tsy miaramila
taoriana dia ny mpilanjy, ny mpitondra entana, ny mpitarika sarety na posiposy no natao izany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] civilians, the common people, those not employed in military service
sometimes used for the carriers of goods from the coast to the capital
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] les civils
on donne aussi ce nom aux porteurs de paquets ou de filanjana
7  [1.5] tireurs de pousse-pousse
Ohatra  8  ]
9  ]
10  Reny fa mbola hadalain'ny kilonga amin'ny andrana sy fitarihana azy am-posy ilay borizanolahy nanatitra azy [2.470#54]
Tsipelina hafa  11  borizany, borozany, borozano
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny borizano io
Teny nalaina  21  Soratra misy io teny borizano io

Fivaditsoratra  22  borizano, borozany

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20