|
|
|
|

Teny iditra1  borizano tanora
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10] miaramila no farany; mazana dia ny efa avy nanao miaramila no apetraka ho borizano rahefa antitra; koa ny tanora, izay avy hatrany dia borizano, dia fantatra fa tsy mbola nanao miaramila
Singan-teny  4  borizano, tanora

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07