Teny iditra borizano tanora
Singan-teny borizano ; tanora
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Miaramila no farany; mazana dia ny efa avy nanao miaramila no apetraka ho borizano rahefa antitra; koa ny tanora, izay avy hatrany dia borizano, dia fantatra fa tsy mbola nanao miaramila [1.10]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16