Teny iditra | 1 bosoa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazan-javamaniry maivana izay anaovana tsentsin-tavoahangy ny hodiny, na ataon' ny olona amin' ny tadim-pintana koa hamantarana fa homana ny jono ny trondro fintaniny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] liège 5 [1.196] (du fançais bouchon). Nom du liège et par extension des matières utilisées pour le remplacer. Plus particulièrement la racine spongieuse de Smithia chamaecrista Benth.(Fabaceae) et cet arbuste lui-même. Commun dans les régions marécageuses, lac Alaotra, etc. ; on s'en est servi à la place du liège pour la confection de casques coloniaux à l'époque où l'on portait ce couvre-chef réputé alors indispensable. [Merina] 6 [Sihanaka] |
Voambolana |
7 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08 |
![]() |