Teny iditra botakely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana omena ilay tavoahangy boribory kely (ampahefatry ny litatra) izay asian' ny mpivaro-java-pisotro toaka antsinjarany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31