Teny iditra botanaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Botrabotra sy makadiry ary mirotaka ny kibony
¶ Mivonto na mibontsina. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra botinaka

Teny iditra botanaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Biby maintimainty toy ny fandaibe, volovoloina ihany koa saingy tsy mandratra ny lainy. (Mipetaka mivangongo amin' ny vatan-kazo loaka no fahitana ny botanaka, mifanosina matevina eo toy ny taik' omby nafetaka; endasin' ny ankizy eny ambanivohitra asiany menaka ny botanaka, ataony be sira, ka haniny am-pankasitrahana izaitsizy) [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2013/10/25