Teny iditra | 1 botraika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Di-doha, fanaovan-javatra an' aina, an-kery fotsiny, fa tsy mitady izay mety hahasoa hahatsara aradrariny: Manao botraika fotsiny no hain-dRabe fa tsy mba mitady izay rindrany izy |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny botraika io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |