|
|
|
|

Teny iditra1  botrefona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Sady matavy dongadonga, botrabotra, no matanjaka: Zazalahy kely botrefona
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] gros, gras, énorme, puissant, bien portant
Ohatra  5  Tsy nahare marary akory anefa ity lehilahy botrefona ity. [2.895]
Sampanteny 
6  Anarana :
Tovy hevitra  7  botrefontrefona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21