Teny iditra botry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lakana lehibe izay misy voizina na entin' ny lay na mandeha amin' ny herin' ny milina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A boat [Eng. boat] [1.2]
 A schooner used in coastal trade (west coast) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Navire à voiles non ponté. [1.19]
 Goélette ou boutre arabe de la côte ouest [1.8]
Voambolana 

Teny iditra botry
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fohy, zeny, tsy mitombo intsony: Hazo botry. / Zazavavy botry kely
Tsy manana, lany harena, rava, fananana: Izao vao tena botry Rakoto fa lany matin' ny ramoretaka ireo kisoa roa hany sisa nompiany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Stunted, dwarfish [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rabougri, chétif [1.8]
 Rabougri, comme la végétation des sommets montagneux, sur sols squelettiques: Hazo botry (un arbre rabougri, souffreteux, chétif). [1.196]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra botry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Nom d'une espèce de riz de montagne ( vary botry). Elle a l'avantage d'être peu exigeante. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24