Teny iditra | 1 botsake |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Sakalava]
Enti-milaza ny olona malemy valahana ka mivalan-drano matetika |
Voambolana |
4 Fahasalamana |
Fivaditsoratra | 5 boketsa, botsake |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |