Teny iditra | bove | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [frantsay bouvet] Hazo misy andahiny sy ambaviny ka afaka mifampiditra atao gorodona: Vita bove ny gorodon' ny trano fandraisam-bahininay [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bouvet [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tsipelina hafa | bovey | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |