Teny iditra bozenizeny (zenizeny (zeny))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fohy vaventy ary mbola iva indray noho ny zeny fotsiny: Bozenizeny kely iahy ilay fofombadin' Isambilo [1.1]
 Vaventiventy nefa fohifohy: Olona bozenizeny ny vazimba araka ny lovantsofina [1.62]
Ohatra Izy moa vavy fotsy, bozenizeny, mirezareza fandeha, katsikantsikana, ka toa hoatra ny mihomehy sahady izy tazaninay ankizy. [2.356]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20