Teny iditra brezilianina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena tompon-tany amin' ny tany midadasik' i Brezila: Miteny portogay ny BrezilianinaMomba an' i Brezila, an' i Brezila na avy any Brezila: Ny kafe no vokatra brezilianina malaza indrindra [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: brésilien.
Mpanahaka  Brezila

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31