Teny iditra | brezilianina | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena tompon-tany amin' ny tany midadasik' i Brezila: Miteny portogay ny BrezilianinaMomba an' i Brezila, an' i Brezila na avy any Brezila: Ny kafe no vokatra brezilianina malaza indrindra [1.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Ny fihaviany | Frantsay: brésilien. | |
Mpanahaka | Brezila | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |