Teny iditra broety
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay brouette] Karazana sarety kely misy kodiarana tokana sy tanany roa ampiasaina amin' ny fitaterana zavatra madinidinika [1.1]
Tovy hevitra labroety
Ny fihaviany Frantsay: brouette.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31