Teny iditra c
Sokajin-teny anarana (simboly)
Famaritana malagasy Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns. [3.1]
Anarana siantifika c
Mpanahaka  abidỳ ~ Ny abidia  ~ Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra C
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy marika romana izay milaza ny isa 100 [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa

Teny iditra c
Sokajin-teny anarana (simboly)
Famaritana malagasy ilazana ny halakim-pandehan'ny hazavana ao amin'ny habaka ny c amin'ny marika ifanekena fisika: c dia mira aminy 299.792,5 kilômetatra isan-tsegondra (300.000 noboroboriana). [3.1]
Voambolana 
Anarana siantifika c

Teny iditra C
Sokajin-teny anarana (simboly)
Famaritana malagasy  dionariña na karbônina. Singa mivaingana, fahenina amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Famaritana anglisy carbon [3.1]
Famaritana frantsay carbone [3.1]
Voambolana 
Anarana siantifika c|C

2017/07/02