|
|
|
|

Teny iditra1  clavata
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: espèce ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Bakerella clavata  dongoavelona, tongoala, tongoalahy, varifotsinakoholahy, vatakasina
5  Bakerella clavata subsp. baronii  ranotambina, tongovelona, velofify, velomiato, velomihanto, velo-mihato
6  Bakerella clavata var. baronii  tongoala, tongoalahivary, tongoalahy

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/16