|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  cousin    
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.68] rahalahe
4  [1.54] zanak' olo-mpianadahy (enfants d'un frère et d'une soeur)
zanak' olo-mpirahalahy (enfants de deux frères)
zanak' olo-mpirahavavy (enfants de deux soeurs)
5  [1.66.mg#221] zanak' olona mpirahalahy na mpirahavavy na mpianadahy
Haiendriteny 
6  Tsotra :

Teny iditra (2/2)7  cousin    
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.66.mg#221] moka (karazany iray betsaka any Frantsa)

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19