|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  daba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#93] comme dabadaba
Sampanteny 
4  Anarana :

Teny iditra (2/2)5  daba
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Vata vifotsy fasiana solitany na menaka
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.7] a small or medium-sized tin for water. etc.
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.8] bidon pour puiser de l'eau, etc
Ohatra  10  [2.472] dia nampidinina tamin' izay nato am-bata, anaty daba, anaty sobika.
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  13  bada, daba

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02