Teny iditra daboara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro, Tambahoaka] voatavo [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] voatavo: Daboara ñ'mahery antitre (voatavo no mahery antitra) [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce de citrouille. [David 1952 (takila D)]
Famaritana frantsay  [Betsimisaraka] Sorte de courge. [Boiteau 1997]
Voambolana 

2017/12/09