Teny iditra dabolera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. doublure] Sosony na saikiny zairina ao anatin' ny akanjo na ny satroka mba hampahateza ny eo ivelany ary hahatsara azy satria manenjana sy manatevina azy: Daboleran-tsatroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The lining of garments, hats, etc. [Fr. doublure] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Doublure [1.3]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: doublure.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31