Teny iditra | dabolera | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. doublure] Sosony na saikiny zairina ao anatin' ny akanjo na ny satroka mba hampahateza ny eo ivelany ary hahatsara azy satria manenjana sy manatevina azy: Daboleran-tsatroka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The lining of garments, hats, etc. [Fr. doublure] [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Doublure [1.3] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Ny fihaviany | Frantsay: doublure. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |