dad   
baba
ray, dada [Rakotosaona 1972]
Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry [Rajemisa 1985]
dada
fiantsoana na filazana ny ray niteraka: tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza àry i dada izay? [Rajemisa 1985]
teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain' ny tena: Hialoha lalana anao aho, ry dada, fa aza fady [Rajemisa 1985]
father, dad [Hallanger 1973]