Teny iditra | 1 dadafara |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] teny iantsoana na ilazana ny faralahy amin' ny iray tampo amin' ny ray na ny reny: Andeha hitsena an' dadafara izahay fa ho tonga anio izy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] an uncle, the younger brother of the father or mother |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] oncle, le frère cadet du père ou de la mère |
Voambolana |
6 Fifandraisana: fianakaviana |
Fototeny | 7 dada, fara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28 |
![]() |