|
|
|
|

Teny iditra1  dadilahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Sakalava, Tsimihety] dadabe, raibe
4  [1.78] [Sihanaka] dadabe
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a grandfather (Prov.)
Voambolana  6  Fifandraisana: fianakaviana
Fototeny  7  dady, lahy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07