Teny iditra | daindaina | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Ilazana ny hafanan' ny masoandro manevokevoka, midanika mafy ¶ anambarana ny feon-javatra izay mikarantsana mampangintsina ny sofina [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | sultriness, oppressiveness of heat; an unendurable sound. See gaingaina [Richardson 1885] | |||
Fandikana frantsay | Chaleur brûlante du soleil, son assourdissant [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |