|
|
|
|

Teny iditra1  daingidaingy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ilazana ny fandehan' ny zaza vao miana-mandeha ka mivembena toa mila hianjera.
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
Tsipelina hafa  8  jaingijaingy

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30