|
|
|
|

Teny iditra1  dakana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asiana ny daka: Nodakany indray mandeha monja ny baolina dia tafiditra tao anaty tsatokazo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] to be kicked
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] A qui on donne un coup de pied; où l'on met une pièce de soutènement
6  [1.8] à qui on donne un coup de pied
Fototeny  7  daka
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  andaka, dakana, danaka, kadanà, Kanadà, nadaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21