Teny iditra | dalo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Loaka amin' ny sisin' ny botry natao ho fandehanan' ny rano [1.1] | |
Teny iditra | dalo | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | (teny tranainy) Fohy, zeny [1.1] | |
Teny iditra | dalo | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Mifandiso [1.78] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Used of persons who have missed each other (Prov.) Comp. lalo. Same as the Hova Mifandiso. See diso [1.2] | |
Fivaditsoratra | dalo, dola |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |