Teny iditra damba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Merina] Karazan-trondro misoratsoratra volom-batolalaka raha mbola kely, ary mena saika mivaivay rehefa lehibe; halavany 35 sm (Paretroplus petiti) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce de poisson, comme lako. [David 1952 (takila D)]
Voambolana 
Anarana siantifika Paretroplus petiti
Teny mitovy hevitra kotso

2017/03/10